Andriamanitra no tokiko e
Arivoara Rabarijaona Arivoara Rabarijaona
979 subscribers
826 views
18

 Published On Aug 7, 2022

Valin-kira (AC: Ekipa Ankalazao ny Tompo)

Andriamanitra no tokiko
ka tsy misy atahorako
Andriamanitra no Raiko
Jesoa Zanany no Zokiko.

1- Aleoko mialoka amy Tompo
toy izay miantehitra amin'olona.

2-Izaho tsy ho faty intsony
f'Izy Ray no tompon'aina.

3- Avia ianao, hoy ny Teniny,
ka matoria am-piadanana.

4- Izaho dia handry fehizay,
hiadana fa tsara mpiandry.

show more

Share/Embed